Teny iditra | 1 tsy an-kiato |
Fototeny | 2 tsy, an-kiato |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Tsisy afaka nanakana ny fampahantrana tsy an-kiato ny vahoaka manontolo ireo mpitondra ireo, midika izany fa ilaina ny miala amin’ny lalana masaka. [4.27] |
Fivaditsoratra | 5 aotintsika, atakitsony, atointsika, iatontsika, nasotitika, natsitikao, otaintsika, tsy an-kiato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |